Entry | 1 sokoina |
Root | 2 soko |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Idirana an-tsokosoko: Nosokoin' ny fahavalo ny tanàna 5 Atao mangingina: Nosokoiny moramora tao ny fianarana ka azony ny voalohany 6 Angalarina na simbana tsy misy mahita: Nosokoin' ny ankizy ny paison-dRabe 7 Tratra, voa tsy nanampo, notampohina: Nosokoin' ny divay i Noe ka mamo [1.1] |
Explanations in French |
8 qu'on fait, qu'on donne, qu'on prend, qu'on vole à la dérobée, en cachette; que le sommeil, que le rhum surprend: Nosokoin' ny fahavalo ny tananàna (Les ennemis sont entrés à la sourdine dans le village) ~ Nosokoiko ny fiasa ny tanimbariko (J'ai travaillé ma rizière à la dérobée) [1.3] |
Morphology |
|
Analogs | 13 sovohina |
Compound words |
|
Anagrams | 15 akosony, asokony, isokoan, nasoiko, nisokoa, nosaiko, sokoina, sonaiko |
Updated on 2023/06/05 |