Entry | sokolĂ | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Zavapihinana amboarina amin' ny vovo-kakao izay totoina ka rehefa tonga fetafeta dia ampandrina amin' ny lasitra ary ampiana vovo-tsiramamy sy vanilina [1.1] | |
Explanations in English | Chocolate [1.7] | |
Explanations in French | Chocolat [1.8] | |
Vocabulary | Economy: food | |
Origin | French: chocolat. | |
Updated on 2020/07/31 |