|
|
|
|

Entry (1/2)1  sola
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Mangadihady, tsy misy volo: Sola sahady ny lohan' i Zoky
4  Manana loha tsy misy volo: Ingahibe sola
5  Malamalama: Efa sola izany kodiaran' ny fiaranao izany [1.1]
Explanations in English  6  bald [1.7]
Explanations in French  7  chauve [1.8]
Examples  8  Lehilahy lehibe, fohifohy, somary sola loha, no nitarika ny rehetra. [2.472]
Derivatives 
9  Active verbs :
10  Passive verbs :
11  Relative verbs :
12  Names :
13  Adjectives :
Compound words 
Proverbs  17  Proverbs containing the word sola

Entry (2/2)18  sola
Part of speech  19  adjective
Explanations in Malagasy  20  mirodana [Tanosy] [1.78]

Updated on 2023/06/05