|
|
|
|

Entry1  soloatre
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Tanala] diso kely, indro kely, solafaka fiteny na fanindra: Nijodijody teroa iaho omale ka soloatre tamin'ny lafatra iñe (nikarenjy tety aho omaly ka solafaka tamin'io zana-tohatra io)

Updated on 2024/12/07