|
|
|
|

Entry1  soloky
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Lainga atao mba hametsena na hangalarana; fitaka; fanambakana: Sotoky no ampiasainy mba hahazoany ny tanimbariko
Fanaovana zavatra tsy tena izy fa hafa; hala-danja na hosoka: Novany ny tarehi-marika tamin' ilay taratasim-bola, nefa ny ampitso ihany dia tratra ny soloky nataony.
Explanations in English  4  [1.7] extortion, fraud
Explanations in French  5  [1.8] chantage, fraude
Examples  6  Halatra sy soloky tsotra izao no nataony ary vola bebe ihany no lasany. [2.470]
Derivatives 
7  Active verbs :
8  Passive verbs :
9  Relative verbs :
10  Names :

Anagrams  11 

Updated on 2025/01/21