Entry | 1 solomaso |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fitaovana misy fitaratra roa manampy ny maso mba hahita tsaratsara kokoa |
Explanations in English |
4 [1.2.en#583] a pair of spectacles 5 [1.7.en#87] spectacles 6 [1.53.en#71] glasses |
Explanations in French |
7 [1.8#81, 1.5#266] lunettes |
Examples |
8 [2.472] Lehilahy lehibe anankiray, lava marotsaka, efa zokinjokiny, ary manao solomaso, no nitsangana. 9 [2.356#29] Raisiny ilay solomasony mba hafahafa izay, fa solomaso mihorona, tsy misy afa-tsy tahony tokana. |
Elementary words | 10 solo, maso |
Proverbs | 11 Proverbs containing the word solomaso |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |