Entry | 1 solovaika |
Elementary words | 2 solo, vaika |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Olona na zavatra asolo hafa hoenti-mamitaka 5 Olona misolo olonkafa izay tsy mety na tsy afaka hanao sonia taratasim-panekena iray [1.1] |
Explanations in French |
6 Individu ou objet qu’on substitue par fraude à un autre, un prête-nom [1.3] |
Anagrams | 7 soavaliko, solovaika, voasolika |
Updated on 2023/09/08 |