Entry | 1 somatrotroka |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Misy votrovotro betsaka amin' ny hoditra, indrindra fa eny amin' ny endrika: Asa na nokekerin' ny biby ny tarehiny fa somatrotroka tampoka Mitatao rahona, na entina hilazana volon' andro izany, na hilazana ny toetran' ny andro aorian' ny fiavian' ny orana, nefa ny rahona mbola manamaizimaizina ny lanitra |
Derivatives |
|
Updated on 2020/07/31 |