Entry (1/2) | 1 sombina |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 ilany kely bitika: Omeo sombiny kely amin' iny mofo iny ity zaza ity fa mahasosotra loatra ny fitomaniany [1.1] |
Explanations in French |
4 une parcelle, un fragment, une miette [1.3] |
Examples |
5 Nalainay tao amin' ny Hatolotra an' iza ny Nosintsika nosoratan-dRavalison Edmond ity sombina tantara filalao ity. [2.285#] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Titles | 13 Hamy : Sombintantara (Andriamangatiana Iharilanto Patrick) |
Proverbs | 14 Proverbs containing the word sombina |
Entry (2/2) | 15 sombina |
Part of speech | 16 adjective |
Explanations in Malagasy |
17 nobangaina, nakana silany, nahasimahana: Mofo efa sombina io ka tsy tiako [1.1] |
Explanations in French |
18 ébréché, dont on a enlevé un morceau [1.3] |
Anagrams | 19 ambosin, asombin, nambosi, nambosy, nasombi, nosimba, sambony, sinambo, sombina |
Updated on 2023/10/02 |