Entry | 1 somondrara |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.78] [Tanala]
tovovavy, zazavavy salasalany na vantony: Somondrara tsy indroe misandratre vehivavy mbola tsy niteraka na mbola tsy tolonono 4 [1.78] [Tanosy] zatovo vavy 5 [1.78] [Taisaka] nono 6 [1.78] [Sihanaka] nonon-jazavavy 7 [1.1] Enti-milaza zazavavy mihalehibe hita amin' ny fitombon' ny nonony na ny fibontsiny 8 [1.13] tovovavy masaka ho amin'ny fanambadiana |
Explanations in French |
9 [1.13] adolescente |
Examples |
10 [2.606#] Ley Venjy zahay mbo handisa - Andao tsika somondrara mba hiango. 11 [2.508#] Ny vidin' ny tany dia andevovavy somondrara roa, basy fito ambinifo-lo, omby zato, volafotsy roanjato ariary ary rojo volafotsy nahoa-bovonana. |
Root | 12 sondrara |
Compound words |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word somondrara |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |