|
|
|
|

Entry1  somotra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Volo maniry eo amin' ny saoka: Lehilahy lava somotra
Explanations in French  4  [1.3#627] la barbe du menton
5  [1.196] barbe de l'homme
pour les plantes : nom donné aux Lichens et autres épiphytes
Examples  6  Manana zazalahy vao maniry somotra manko izahay ao. [2.245#]
7  Izy moa dia be volombava, lava somotra izay, ka mety ho mampahatahotra izay tsy nahalala azy. [2.356#]
Vocabulary  8  Biology
Derivatives 
9  Adjectives :
Compound words 
Phytonyms 
Proverbs  20  Proverbs containing the word somotra
Article  21  Randzavola: somotra ao amin' ny Baiboly

Updated on 2023/10/02