|
|
|
|

Entry (1/2)1  sompatra
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Ratsy fanahy, faly ny manao izay hahavoa ny sasany, hanimba ny zavatry ny sasany; mihetraketraka: Sompatra koa itony andro: fety sy lanonana vao avy ny orana!
Explanations in English  4  [1.7] malicious, doing wanton damage
Explanations in French  5  [1.8] malicieux, qui fait le mal exprès
Examples  6  Eny," hoy izy roa lahy, 'liamindra-fo hiany izahay, fa tsy ho sompatra; [2.293#]
Derivatives 
7  Active verbs :
8  Passive verbs :
9  Relative verbs :
10  Names :
11  Adjectives :
Analogs  12  sosy, sosisosy, sopisopy, manao hasomparana, manao ankasomparana, manao ankaso, manao ady fiady, misotasota, manao somonga ratsy, mihetraketraka, misetrasetra
Compound words 
Phytonyms 
Proverbs  16  Proverbs containing the word sompatra

Entry (2/2)17  sompatra
Part of speech  18  noun
Explanations in French  19  [1.196] Nom donné aux plantes qu'on pense utilisées par les sorciers pour des maléfices. Ce sont surtout :
Astrotrichilia sp. (Meliaceae). Réf. Service Forestier 10216. [Sakalava]
Probablement un Dichaetanthera (Melastomaceae). Arbuste à très jolies fleurs, mais de mauvaise réputation. [Tanala]
Vocabulary  20  Botany
21  Religions, Beliefs
Scientific name 

Anagrams  23 

Updated on 2025/01/21