Entry | 1 sompiranina |
Root | 2 sompirana |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Tapahina na atao mivilana: Aza sompiraninao ny resakay Avilana: Nosompiraniny ny fijeriny Asiana amin' ny fombamiolaka: Nosompiraniny tamin' ny baolina aho |
Morphology |
|
Anagrams | 9 isompiranan, nasompirany, nisomparany, nisompirana, sompiranina |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |