|
|
|
|

Entry (1/2)1  sondenda
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Ilazana ny olona be tarehy nefa petaka
Derivatives 
4  Active verbs :
5  Names :
6  Adjectives :

Entry (2/2)7  sondenda
Part of speech  8  adjective
Explanations in Malagasy  9  [1.1] [Merina] Anarana ilazana tandrok' omby misabaka fitsiry ary fohy
"Toy ny tandrok' omby sondenda ka ny tondromaso akaiky no tsy afako", "Tandrok' omby sondenda ha akaiky mpanondro maso": misy olona mora fantatra raha sendra manao toetra na fomba tsy mahomby
Vocabulary  10  Economy: breeding, farming
Synonyms  11  sondandy
Tables and plates  12  Shapes of Cattle Horns
Illustrations 
13  14 

Updated on 2025/01/21