Entry | 1 sondriana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Voasintona sy voatana hifantoka amin' ny zavatra iray ny maso sy ny saina ka hadino ny zavatra hafa rehetra noho ny hafinaretana na noho ny fahagagana aminy: Sondriana erỳ izy nihaino ilay feon-kira mahalasa vinany. |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 9 Proverbs containing the word sondriana |
Anagrams | 10 |
Updated on 2025/01/21 |