|
|
|
|

Entry (1/2)1  sonia
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Ny anaran' ny tena, izay soratana amin' ny fomba manokana sy tsy miova eo ambanin' ny taratasy soratana ka enti-manamarina ny nanoratana an' io taratasy io: Manisy sonia ny fanekena ifanaovana [1.1]
Explanations in English  4  a signature [1.7]
Explanations in French  5  signature [1.8]
Examples  6  Misy ny miahiahy fa angamba Ingahy Ravelo ihany no nandefa taratasy tsy misy sonia tany amin-dRagova. [2.472]
7  Sady izy koa no manao sonia ny toe-karama, ka inona no mampatahotra an' ialahy eo! [2.472]
Derivatives 
8  Active verbs :
9  Passive verbs :
10  Relative verbs :
11  Names :
12  Adjectives :
Compound words 
Proverbs  14  Proverbs containing the word sonia

Entry (2/2)15  sonia
Part of speech  16  noun
Explanations in Malagasy  17  Anaran-kafa ilazana ny ala volon-jaza [1.1]
Explanations in French  18  (toute l'île). Cérémonie importante marquant la première coupe des cheveux d'un enfant. Elle est généralement l'occasion d'exorcismes, surtout s'il est né sous un signe jugé peu propice. Diverses plantes sont utilisées pour cet exorcisme ; elles varient suivant les indications du mpanandro (devin, tireur d'horoscope) et ne sont désignés que sous le nom de faditra. On s'interdit de prononcer leur nom ordinaire à l'occasion de cette cérémonie. [1.196]
Compound words 

Anagrams  20  osina, saino, sinoa, sonia

Updated on 2023/09/16