|
|
|
|

Entry1  soratabe (sorata)
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  raibe, teny enti-milaza ny zoky olona efa fotsy volo (Tsy mba fiteny Bara akory fa tenin’ombiasa ihany) [Bara] [1.353#62]

Anagrams  4  betarosa, soratabe

Updated on 2020/07/31