Entry | 1 soritana |
Root | 2 soritra |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Asiana tsipika mampisaraka: Sorito ny voloko Marihina: Sorito izay anao amin' ireo zavatra ireo Tsara hosoritana fa tsy miantoka ny very izahay |
Explanations in English |
5 [1.7] to be carved or engraved |
Explanations in French |
6 [1.8] qu'on trace, grave, sculpte |
Examples |
7 soritana roa ny volo amin' izany vaky volo izany. [2.48] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Anagrams | 13 |
Updated on 2025/01/21 |