Entry | sosana (sosa) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Enti-milaza olona izay andefasana (lakana) mikorisa milamina mankeny aminy: Sosay lakana aho, rey olona erỳ andafin-drano [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Entry | sosaña | ||||||||
Part of speech | noun | ||||||||
Explanations in Malagasy | [Sihanaka] Vola na omby omen'ny havan-drazazalahy ny havan-drazazavavy noho ny hadisoana vitany tamin havan-drazazavavy [1.78] | ||||||||
Entry | Sosana | ||||||||
Part of speech | name (biblical) | ||||||||
Explanations in English | Sosana [2.996] | ||||||||
Shushan [2.996] | |||||||||
Explanations in French | Suse [2.996] | ||||||||
Examples | Armenia sy Media sy Sosana ary Babylona, fa toa tsy sahy nanafika an' i Palestina intsony izy.
[1.38] | ||||||||
Vocabulary | Holy Scriptures | ||||||||
Synonyms | Sosa | ||||||||
Biblical quotes | Chapters and verses mentioning Sosana | ||||||||
Updated on 2023/01/20 |