Entry | 1 sosialisma |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Politique |
Explanations in Malagasy |
4 Fomba fitantanan-karena mikendry ny tombontsoan' ny vahoaka amin' ny alalan' ny fitovizam-pamokarana iombonana, ny fanaovana ho harem-pirenena ny orinasa lehibe ary ny kaoperativa [1.1] |
Explanations in English |
5 socialism [1.7] |
Explanations in French |
6 socialisme [1.8] |
Compound words |
|
Updated on 2020/07/31 |