|
|
|
|

Entry1  tabaina
Root  2  taba
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Akorontana: Notabain' i Fara kely ny bokiko rehetra teo ambony latabatra
Lotoina amin' ny fitsabahana amin' ny tanana: Aza tabainareo ny rano ao am-pantsakana
Hanina amim-piosanosanana: Mahasosotra ny mijery ireto ankizy ireto fa tabainy ny fihinana vary
Tairina, tsy avala hipetrapetraka fa horakorahina: Notabain-dry zalahy ny vorona ka lasa
Explanations in English  5  [1.2] tabatabaina
6  [1.2] [Provincial] to be taken by and eaten greedily from the hand
Explanations in French  7  [1.3] Qu’on prend avec avidité et qu'on mange goulûment, qu’on salit en remuant avec la main, qu'on bouleverse, qu'on tracasse
Examples  8  Aza tabaina ny fihinanareo vary (Ne mangez pas goulûment votre riz) [1.3]
9  Aza tabaina ny zandrin’ ialahy izay matory (Ne tracasse pas ton cadet qui dort) [1.3]
10  notabain' ny akoho ny zavatra rehetra eto an-trano (Les poules ont tout bouleversé dans la maison [1.3]
11  Aza tabainareo ny rano eo am-pantsakana (Ne salissez pas l’eau de la fontaine en la remuant avec la main) [1.3]
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :
15  Imperative :

Anagrams  16  abatany, atabany, bataina, ibatana, itabana, tabaina

Updated on 2025/02/02