|
|
|
|

Entry1  taboika
Root  2  boika
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  fivoahana na fipoitra bebe kokoa sady mipoapoaka noho ny boika fotsiny [1.10#B293]
5  Fivoahan' ny rano avy any anaty tany; boiboika [1.1]
6  renirano mipoitra indray ety ivelany rehefa avy namakivaky tany ambanin'ny tany [1.13]
Explanations in English  7  a bubble, an air bubble. Compare taboaka, boiboika [1.2]
Explanations in French  8  jaillissement de l'eau d'une source [1.3#638]
9  résurgence [1.13]
Derivatives 
10  Active verbs :
11  Names :
Synonyms  12  boika, boiboika, taboi-drano

Updated on 2023/01/20