|
|
|
|

Entry1  tadim-poitra
Elementary words  2  tady, foitra
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] hozatra mitarehin-tady, ary mampitohy ny zaza ao an-kibo amin-dreniny eo anelanelan' ny ahitra
5  [1.13] lalan-tsakafo mampitohy ny zaza ao am-bohoka amin'ny reniny
Explanations in English  6  [1.2] [Foitra, the navel.] The navel string.
Explanations in French  7  [1.13] cordon ombilical
Examples  8  Nony teraka dia nanatona fatana, ka alohan' ny hankanesana eo: nalevina eo amin' ny varavarambe (Ampamoahana) ny tadimpoitra. [2.245#]
Vocabulary  9  Biology

Updated on 2024/12/07