Entry | 1 tafaboroaka |
Root | 2 boroaka |
Part of speech | 3 participle |
Explanations in English |
4 [1.2] used of the instrument having gone through in making a hole |
Explanations in French |
5 [1.3] qui est sorti, qui a abouti |
Examples |
6 Mandrara an' ialahy aho tsy hamela ny kibon' ialahy ho tandrifin' ny totohondriko sahala amin' izao, hoy i Lekodia, fa sao dia ho tafaboroaka any amin' ny lanivoan' ialahy any ny sandriko [2.895] |
Updated on 2024/12/11 |