Entry | 1 tafahoatra |
Root | 2 hoatra |
Part of speech | 3 participle |
Explanations in French |
4 qui a dépassé, surpassé: Tafahoatra ny morona ny rano (L'eau a dépassé le bord) [1.3] 5 abusif [1.66] |
Examples |
6 Fifanositosehana tamin' ny fivoahana tany an-tsekoly, fiadiana siny fanondrahana, kivazivazy tafahoatra: [2.472] 7 Moa fitiavan-janaka ve ny mampihanta azy tafahoatra? [2.314] |
Anagrams | 8 afa-tahotra, tafahoatra, tafaohatra |
Updated on 2020/07/31 |