Entry | 1 tafasiry |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 angano [Bara]
[1.78] 4 resaka [Tanala] [1.78] 5 Resaka mahasoa; dinidinika; tapatapakahitra [1.1] |
Explanations in English |
6 conversation [1.2, 1.7] 7 discourse. [Swa. tafasiri and Mal. tafsir (from Arabic), explanation.] [1.2] 8 chatting [1.7] |
Explanations in French |
9 Causerie, conversation utile; sujet de la conversation [1.3] 10 conversation, bavardage [1.8] |
Examples |
11 Voatsiahy avokoa ny resaka fataony sy ny tafasiry ifanaovana aminy, ny fikirizany sy ny fitiavany ny ankohonany, izay miavaka indrindra amin' ny hafa. [2.470] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 19 Proverbs containing the word tafasiry |
Anagrams | 20 farisaty, fiaratsy, tafasiri, tafasiry |
Updated on 2023/07/26 |