Entry | 1 tafihina |
Root | 2 tafika |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Enti-milaza fahavalo izay hatonina hasiana any aminy, tanàna izay ibosesehana halaina: Notafihin' ny alemaina i Frantsa tamin' ny 1945 / Notafihin' ny fahavalo ny tanànanay [1.1] |
Explanations in English |
5 to be attacked, to be invaded [1.7] |
Explanations in French |
6 qu'on attaque, qu'on envahit [1.8] |
Morphology |
|
Proverbs | 11 Proverbs containing the word tafihina |
Anagrams | 12 fitahina, tafihina, tifahina |
Updated on 2023/01/20 |