|
|
|
|

Entry1  tahalaka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Tovon-tany mamaritra ny sisin-tanimbary, mitovy amin' ny atao hoe valamparia, fefilohan-tanimbary (amin' ny Betsileo, ny tahalaka dia entina hilazana mihitsy ny vola arakaraka ny habeny, ka ny lehibe dia atao hoe: tahala-dibe, ny antonontonony tahalaka, ary ny kely kipala)
4  [1.13] fefiloha madinika na valamparihy
Explanations in French  5  [1.13] diguette, digue
Synonyms  6  valamparihy
Phytonyms 

Anagrams  8 

Updated on 2025/01/21