Entry (1/2) | 1 tahiny |
Part of speech | 2 adverb |
Explanations in Malagasy |
3 Teny tsy fampiasa raha tsy eo aorianan' ny hoe: "raha": Raha tahiny, ka enti-milaza fepetra na famarafarana mialoha: Raha tahiny te ho sambatra ianao, ataovy izay tsy hanenjehan' ny eritreritrao anao 4 aoka tsy hampiasaina ireo fihasimban' io teny io mahazatra ny maro, dia ny hoe: raha tahìny, raha tany [1.1] |
Explanations in English |
5 (also pronounced incorrectly tahiny); used in raha tahiny [1.7] |
Explanations in French |
6 (on entend aussi dire tahiny); utilisé dans raha tahiny [1.8] |
Examples |
7 Natoron' Ingahibe azy ny zanabola mety ho azo isan-taona sy ny loza mety hitranga raha tahiny sendra ny jirika sy ny hain-trano amin' ny tahiry am-bata. [2.470] |
Analogs | 8 raha toa, raha sendra |
Compound words |
|
Tables and plates |
10 All the adverbs |
Entry (2/2) | 11 tahiny |
Root | 12 tahy |
Part of speech | 13 passive verb tahina and pronoun |
Explanations in Malagasy |
14 tahina + ny [3.1] |
Anagrams | 15 ... hita ny ..., hitany, hitañy, tahiny, tinahy |
Updated on 2023/08/11 |