Entry (1/2) | 1 tahio |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 farihy [Mahafaly]
[1.78] |
Entry (2/2) | 4 tahio |
Root | 5 tahy |
Part of speech | 6 imperative of passive verb tahina [Full list] |
Explanations in Malagasy |
7 [1.1] 8 mety hanan-kevitra maro ny hoe «tahio»: ampio, vonjeo, arovy, tsofy rano [2.313] |
Explanations in French |
9 [1.3] |
Examples |
10 Ny tokantranoko Andriamanitra iantrao ka tahio. [2.928#] 11 Tompo, tahio iny renin-jaza iny, sombin'ainy koa; [1.220#mg] |
Anagrams | 12 ahitô, atohi, atohy, haoti, haoty, hatoi, hiato, hitao, hoaty, hotai, hotia, ihota, itoha, tahio, tahoi, tahoy, tohai, tohay |
Updated on 2023/10/21 |