Entry | 1 tahisienina |
Part of speech | 2 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Ny mponina tompon-tany any amin' ny tanin' i Tahiti, nosy lehibe indrindra amin' ireo nosy any Pasifika mifanakaiky amin' ilay tany antsoina hoe Polinezia frantsay.: Malaza amin' ny fahaiza-mandray vahiny ny Tahisienina 4 Mikasika an' i Tahiti, an' i Tahiti, avy any Tahiti [1.1] |
Updated on 2020/07/31 |