Entry (1/2) | 1 taila |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Economy: buildings, public works |
Explanations in Malagasy |
4 Tanimanga voadoro vita efa-joro fisapisaka atao tafo na fandiavana solo-ngorodona [1.1] |
Explanations in English |
5 floor tiles; cf. kapila [1.7] |
Explanations in French |
6 carreaux pour parquets; cf. kapila [1.8] |
Examples |
7 nanao biriky, taila, fandri-baratra. [2.113] 8 Ny taila mangatsiaka sy mafy no zary akalana itombenany sy kidoro handriany. [2.470] 9 taila tanimanga fanao tafon-trano no amboarina ho boribory, dorana anaty fatana iny, tondrahana rano hitsotsotsotso, fonosina vori-daba, dia apetapataka amin' ilay faritra mivonto [2.472] |
Entry (2/2) | 10 taila |
Part of speech | 11 noun |
Vocabulary |
12 Botany |
Explanations in French |
13 (probablement comme tahila (Tandroy)). Grandidier, fichier manuscrit, note : « arbre à bois très durable employé pour faire des avirons et pagaies ». [Sakalava]
[1.196] |
Anagrams | 14 taila, talia |
Updated on 2020/07/31 |