Entry | 1 tai-maso |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] tsiranorano fotsifotsy manjary mivaingana eo amin' ny sisin' ny maso rehefa mifoha, amin' ny maraina |
Examples |
4 [2.69#] Fa hoy kosa ilay kary : "Ny taimaso haronina, ny kiho raisina, ny hatoka safoina. |
Vocabulary |
5 Health |
Elementary words | 6 tay, maso |
Proverbs | 7 Proverbs containing the word tai-maso |
Anagrams | 8 amaitso, amatsio, amotsia, tai-maso |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |