Entry |
taim-boraka
|
Elementary words | tay ;
voraka |
Part of speech | locution
|
Explanations in Malagasy | Ny sakafon' ny omby na ny ondry mbola hita ao amin' ny rorohany rehefa vonoina izy Zavatra tsy misy vidiny [1.1]
|
Explanations in English | Dung from a slaughtered bullock [1.7]
|
Explanations in French | Choses obtenues par la violence sont comme les excréments qu'on retire des intestins d' un boeuf en les pressant [2.415]
|
| Excréments des intestins d'un animal abattu [1.8]
|
| [ taimboraka ] (toute l'île). Nourriture à moitié digérée extraite de la panse des Ruminants (boeufs, moutons) ou du gésier des oiseaux domestiques. On lui attribuait de grandes vertus médicinales. Elle contient effectivement des enzymes très actifs. [1.196]
|
Examples |
1 | Vorivorinkena sy ny taimboraka ao anatiny.
[2.69]
|
2 | Borahina sy aely ny tsinainy sy ny taimboraka ka tononina izao teny izao
[2.508]
|
|
Vocabulary |
Synonyms | |
Proverbs |
|