Entry | 1 tainana |
Root | 2 taina |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Enti-milaza izay ampirehetana afo, izany hoe izay andrahoina: Inona no ao am-patana ao, ry Bozy? Mangahazo no tainako ao, ry Nenitoa [1.1] |
Morphology |
|
Synonyms | 9 tainina |
Compound words |
|
Anagrams | 11 atanany, atanina, atinaña, itanana, nataina, natanay, tainana, tananay, taniana |
Updated on 2023/01/05 |