|
|
|
|

Entry1  takalonaina
Elementary words  2  takalo, aina
Part of speech  3  passive verb
Explanations in French  4  [4.11] kidnapping
Examples  5  Mba tsy hahatonga intsony ny vahoaka ho takalonaina eo am-pelatanan' ny mpanao politika [4.27]
6  Io ilay hafetsena, fomba iray fanaovana takalonaina mba hahatafavoaka velona, ianarana dieny mbola zaza. [1.369#]
7  Lasa nivadika takalonaina (kidnapping) na fira ambany na bohiry koa aza izy ireny ankehitriny ka vao mainka loza no nahazo ireo tantsaha [4.11.2019/9/12]

Anagrams  8 

Updated on 2025/01/21