Entry | 1 takelajozoro |
Elementary words | 2 takelaka, zozoro |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Zozoro maro nalahatra dia notevehina bararata kely lava na fantaka mba hampitambatra azy. (Ny takelaka dia fanaon' ny olona solom-baravarana vonjimaika, na fefy anakonan-javatra, na tontam-parafara lafiky ny kidoro) |
Synonyms | 5 takelaka |
Updated on 2024/12/10 |