Entry | 1 takilodrano |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Aretina avy amin' ny olitry ny kakandio (bilariziozy) tafiditra amin' ny tena (raha sendra mirobo-drano misy azy fotsiny), izay mahatonga ho reraka, mivalan-drano miharo ra na mivalana misy ra, ary miteraka fivontosan' ny aty sy ny sarakaty 4 [1.13] aretina ateraky ny sokoraty |
Explanations in French |
5 [1.13] bilharziose |
Vocabulary |
6 Health |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |