Entry | 1 takina |
Root | 2 taky |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Alaina na angatahina mafy satria ananana zo: Notakiko ny trosako tany amin-dRabe ka izy indray no avo vava Ilaina, tadiavina: Takin' ny toetr' andro izany zavatra izany |
Explanations in English |
5 [1.7] to be demanded as something due |
Explanations in French |
6 [1.8] qu'on exige de droit |
Morphology |
|
Compound words |
|
Anagrams | 12 antaky, antika, atakin, atanik, katany, nataky, takany, takina, tanika, Tankay, tinaka |
Updated on 2023/01/20 |