Entry (1/2) | 1 talaky |
Part of speech | 2 interjection |
Explanations in Malagasy |
3 Fihasimban' ny hoe: "Halaky" (malaky) amin' ilay fiteny hoe: "Talaky mandeha", fampiasa mba hampirisihana hampianarana ny zaza vao miana-mandeha, ka ny heviny dia hoe: enga anie ka vetivety dia handeha [1.1] |
Tables and plates |
4 All the interjections |
Entry (2/2) | 5 talaky |
Part of speech | 6 adjective |
Explanations in Malagasy |
7 mamiratra, mazava [Bara]
[1.78] 8 Mora hitan' ny maso; tazana tsara; mierinerina sy tsy miafina: Aza esorina eo ambony eo io sary io fa talaky maso tsara izy eo [1.1] |
Explanations in English |
9 visible, obvious [1.7] |
Explanations in French |
10 visible de loin, évident [1.8] |
Compound words |
|
Updated on 2023/08/11 |