Entry | 1 talelaka |
Part of speech | 2 adjective |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
5 Mibalelaka ary marivo aty, mivelatra be ny vavany, talesaka: Vilia talelaka [1.1] |
Explanations in French |
6 peu profond, large, évasé, comme les assiettes, les plateaux [1.3#656] |
Examples |
7 Ny lovia tsy lalina aty no atao hoe lovia talelaka, ary eto dia ny hevitra marivorivo tsy mba hevi-dalina no an-talelaka. [2.643#] |
Other spellings | 8 talesaka |
Updated on 2024/03/08 |