Entry (1/4) | 1 tamango |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 firavaka fitondra amin' ny famoràna (kelikely kokoa noho ny betaly ny tamango) [1.1] |
Entry (2/4) | 4 tamango |
Part of speech | 5 noun |
Explanations in Malagasy |
6 vatampaty (amin'ny faty maina) [Bara]
[1.78] 7 Vatam-paty miendrika lakana [Sihanaka] [1.1] |
Entry (3/4) | 8 tamango |
Part of speech | 9 noun |
Explanations in Malagasy |
10 ody, sampy: Mañamasiña tamango ny ampisikidy [Tanala]
[1.78] |
Entry (4/4) | 11 tamango |
Part of speech | 12 noun |
Explanations in Malagasy |
13 vakin-taila na vakin-tafo tanimanga itorahana na anapaohana ny kanety amin' ny loka kanety [1.1] |
Derivatives |
|
Anagrams | 15 atangom, tamango |
Updated on 2020/07/31 |