Entry 1/2 |
tambahoaka
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Mahafaly]
kinaoly, olona zeny
[1.78]
|
|
Entry 2/2 |
Tambahoaka
|
Part of speech | name (ethnonym)
|
Explanations in Malagasy | [ Antambahoaka ] Anaram-poko kely, lazain' ny lovantsofina ho taranaky ny Arabo ary mitoetra manaraka ny morontsiraka atsimo atsinanana anelanelan' i Sakaleona sy
Namorona. Renivohiny: Mananjary
[1.1]
|
Explanations in French | [ Antambahoaka ] Petite tribu qu'on dit être issue des Arabes et qui longe la côte est entre la Sakaleona
et la
Namorona.
Ville principale: Mananjary. Leur nombre est très peu élevé: 22 304.
[1.11]
|
| [ Antambahoaka ] Population du sud-est de Madagascar, qui [...] Sakaleona
et
Namorona
(ville principale: Mananjary)
[full text in 1.5]
|
Vocabulary |
Other spellings |
Tables and plates |
|
|