Entry | tamoraina (tamora) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Vita moramora noho ny: Notamorain' ny famaky ny fikapana ny hazo Atao moramora foana, tsy isahiranana, alaina na heverina ho mora: Tamorainao loatra ny fianaran' ny zanakao Entina an-kamorana: Tamorainao ny mpianatrao Ahem-bidy, aletsy: Raha tamoraina ny vidim-bary, ho maty antoka ny mpamboly [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Anagrams | amoritana, marotaina, tamoraina |
Updated on 2023/01/05 |