|
|
|
|

Entry1  tandindona
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Aloky ny tena: Aza miady amin' ny tandindona
Sarin' ny tena jerena ao anaty fitaratra na ao anaty rano ka ninoan' ny Ntaolo fa fahitana ny fanahy: Voalazan' ny tantara fa nijery tandindona tany Anosifito Andrianampoinimerina andro vitsivitsy talohan' ny hahafatesany
Sary: Ny famonoana ny zanak' ondrin' ny Paka teo amin' ny Jody dia tandindon' ny sorona nataon' i Kristy tamin' ny nahafatesany
Explanations in French  4  [1.13] ombre portée, pénombre
Vocabulary  5  Physics
Derivatives 
6  Active verbs :
7  Passive verbs :
Proverbs  8  Proverbs containing the word tandindona

Updated on 2025/01/21