|
|
|
|

Entry (1/5)1  tandra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fiasana misy vavany roa mahazo mifanatona ary toa miketoka ka afaka mamia zavatra, ampiasaina hanongotam-pantsika na hitazonana ny vy mahamay hotefena.
4  [1.13] fitaovana fitsongoana na fitazonana
Explanations in French  5  [1.13] pince
Examples  6  ny rantsan-tànany atao tandra; [2.69#]
Vocabulary  7  Tools
Proverbs  8  Proverbs containing the word tandra

Entry (2/5)9  tandra
Part of speech  10  noun
Explanations in Malagasy  11  [1.78] [Bara] onitra na fidiovana noho ny ratsy natao: reniny
12  [1.1] [Betsimisaraka] Fanomezana mariky ny fifonana noho ny fahadisoana

Entry (3/5)13  tandra
Part of speech  14  noun
Explanations in Malagasy  15  [1.78] [Bara] zazavavy fofombady efa namonoana omby nefa tsy nentina any an-tranon-drazazalahy
16  [1.1] [Sakalava] Tolotra omena ny zanaka na ny zafy
17  [1.1] Fanomezana manokana omena zaza mbola tsy teraka na zaza marary mba hirariana na hisambasambana fahaterahana na fahasitranana soa aman-tsara ho azy
Explanations in French  18  [1.196] don, offrande
Phytonyms 

Entry (4/5)20  tandra
Part of speech  21  noun
Explanations in French  22  [1.196] Petite somme symbolique qu'on verse à l'ombiasy. Si elle est trop petite cependant, on craint que cela ne favorise le retour de la maladie. [Betsileo]
Compound words 

Entry (5/5)24  tandra
Part of speech  25  noun
Explanations in Malagasy  26  [1.1] Pentina mainty kely tsy mety afaka eny amin' ny hoditra.
Compound words 

Anagrams  28 

Updated on 2025/01/21