Entry | 1 tandremana |
Root | 2 tandrina |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Afantoka aminy ny saina amana eritreritra: Tandremo tsara izay soratanao, fa ny soratra mijanona 5 Ambenana, andrasana, karakaraina mba tsy hisy simba: Tsy notandremanao tsara ny akohokely ka nisy latsaka tao am-pantsakana 6 arahina, tanterahina: Raha te ho voavonjy ianao, tandremo ny didy 7 Atao izay tsy hahavoa ny tena: Tandremo sao solafaka [1.1] |
Explanations in English |
8 to be cared for, to be looked after; to be the objet of precautions [1.7] |
Explanations in French |
9 dont on prend soin, qu'on surveille; qu'on manipule avec précaution, à quoi on fait bien attention [1.8] |
Examples |
10 Ny farany, nitanisa ny fady tsy maintsy tandremana. [2.472] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word tandremana |
Anagrams | 17 anendratam, manendrata, tandremana |
Updated on 2023/01/20 |