|
|
|
|

Entry1  tandrevaka
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Tsy voakendry na mba nomanina fa toa nataotao vonjy maika na kitoatoa fotsiny: Nahandro tandrevaka
4  [2.285#222] tsirambina, tsy misy fitandremana na fikajiana
Explanations in French  5  [1.3#667] soudain, à l'improviste, sans prévision ni préparation
Examples  6  Saro-pady loatra manko itony resaka momba an-dRazana itony, ka tsy ekena atao an-tandrevaka tokoa. [2.245#170]

Updated on 2024/12/07