Entry | 1 tangìka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [2.472#82] tarimon-pesta 4 [1.1] Teny ilazana ny marary mivonto amin' ny tena, tarimo, na tarimon' areti-mifindia toy ny pesta izany na tarimo morainy fotsiny |
Examples |
5 -- Mararin' inona? hoy i Neny. -- Voan' ny tangìka, hono. [2.472#82] |
Vocabulary |
6 Health |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |