|
|
|
|

Entry1  tangosana
Root  2  tango
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Tapahina amin' ny tanana na amin' ny antsy ny ravina na laingon' ny anana: Notangosan' Isambilo daholo ny anamamy tao an-tanimboly
Tapahina ny tongotra sy ny elatry ny valala: Tangosy ireto valala ireto, rankizy
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :

Anagrams  9 

Updated on 2025/01/21